|
|
|
|

Teny iditra1  pararetra am-bato malaza
Singan-teny  2 pararetra, 3 vato, 4 malaza
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 teny ataon' ny ankizy an-kira rehefa mampandihy samoina izay fatorany amin' ny tongobeny izy. [1.1]
Voambolana  7  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12